ny
Vaovao

tanymeva photo actualité

La commission du Système…

16 January 2020

La fondation Tany Meva soutient la création d’aires protégées communautaires (APC) dans…
tanymeva photo actualité

Fihaonana faha-51 an’ny filankevi-pitantanan’ny…

7 January 2020

Nandray anjara tamin'ny fihaonana faha-51 an'ny filankevi-pitantanan'ny Institution Financière Régionale de l’Anosy…
tanymeva photo actualité

Manasa-dalana ny fanatanterahana ny…

9 December 2019

Manasa-dalana ny fanatanterahana ny fandaharan'asa tohanan'ny Fonds de partenariat pour les écosystèmes…

La commission du Système des Aires Protégées de Madagascar (SAPM) a été consultée le 10 janvier dernier à l’hôtel Ibis.

16 January 2020

La fondation Tany Meva soutient la création d’aires protégées communautaires (APC) dans le cadre du projet « Approche Paysage de la région Atsimo Andrefana » (APAA). Suite à la demande d’arrêtés temporaires pour les APC Lovasoa, Tahiry et Analamaitso auprès de la Direction Générale des Ressources Naturelles, la commission du Système des Aires Protégées de Madagascar (SAPM) a été consultée le 10 janvier dernier à l’hôtel Ibis.

PNUD Madagascar / SAGE Fampandrosoana Maharitra / Ministère de l’Environnement et du Développement Durable

Fihaonana faha-51 an’ny filankevi-pitantanan’ny IFRA

7 January 2020

Nandray anjara tamin’ny fihaonana faha-51 an’ny filankevi-pitantanan’ny Institution Financière Régionale de l’Anosy (IFRA) androany tao Fort-Dauphin ny Fondation Tany Meva

Manasa-dalana ny fanatanterahana ny fandaharan’asa tohanan’ny Fonds de partenariat pour les écosystèmes critiques (CEPF

9 December 2019

Manasa-dalana ny fanatanterahana ny fandaharan’asa tohanan’ny Fonds de partenariat pour les écosystèmes critiques (CEPF) amin’ny faritry Madagasikara sy ny ny nosy amin’ny ranomasimbe Indianina (MADIO). Nisy ny atrik’asa momban’ny fandaharan’asa izay natao tao aminn’ny Hotel Carlton Madagascar ny 3 hatamin’ny 5 desambra 2019. Nanomboka tamin’ny 2015 dia maherin’ny 10,5 Millions dolara ny vola nampiasaina, ny 57% amin’izany dia teto Madagasikara. Ankehitriny dia noraisina an-tanana ny fandraisana anjara amin’ny fiarovana faritra 72 misy harena voajanahary izay tadidonin-doza.

ny
Hetsika hoavy